Entry | nisava > isavana (sava) | ||||||||
Part of speech | relative verb | ||||||||
Explanations in French | [1.3] | ||||||||
Examples | Dia nilaozany ny omby, narahiny an-jamba ny hery nitarika azy, tsy nitondra afa-tsy ny tehina isavana, tanatin' ny hazo madinika, ny fiakarana izy.
[2.270] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | asivana, isavana, vasiana |
Entry | nisava > misava (sava) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mitady, mikaroka: Misava ilay gadralava nandositra ny polisy Mijery, mitsirika, mizaha fatratra: Misava ny trano misy ankizy mararin' ny donika ny mpikarakara ny toe-pahasalamana Mijery izay tsy manana: Misy polisy misava karatra ao Manala izay manentsina, na manelingelina: Ianao no aoka hisava lalana fa izaho hanaraka avy ato aoriana Manadihady, mamototra: Tia ny misava ny fotojavatra izy rehefa mianatra [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To clear up, to disperse; to inspect something in detail [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Dégager, disperser, dissiper; se dissiper; fouiller, faire des perquisitions [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Entry | nisava > misavà (sava) | ||||||||
Part of speech | imperative of active verb misava | ||||||||
Explanations in Malagasy | [1.1] | ||||||||
Explanations in French | [1.3] | ||||||||
Anagrams | misava, mivasa |
Entry | nisava > misàvaka | |
Part of speech | active verb | |
Explanations in Malagasy | [Betsileo] Misaraka, mifanalavitra, mitresaka: Mitomoera soa fange misavaka ny seza (Mipetraha tsara fandrao dia mitresaka ny seza) [1.78] | |