Entry | 1 nitoto nahafotsy, nahandro nahamasaka |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] enti-milaza ny olona nahavita sy nahatanteraka zavatra iray an-tsakany sy an-davany; ny nahavita raharaha na adidy ka nahatanteraka izany hatramin' ny farany |
Elementary words | 4 mitoto, mahafotsy, mahandro, mahamasaka |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |