|
|
|
|

Entry1  nofo
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Adjectives :
Vocabulary  4  Biology
Explanations in Malagasy  5  Tenan-javatra misy tsiratsiraka izay mandrakotra ny taolana amin' ny tenan' ny olomtielona sy ny biby: Malemilemy ny nofon' ny zazakely
6  Hena: Tsara nofo ny amalona
7  Ny vatana (miolotra amin' ny fanahy): Malemy ny nofo
8  Ny faty: Ny nofon' Itompokolahy dia hoentina ao amin' ny eglizin' Ambozontany [1.1]
Explanations in English  9  flesh. [Swa. Annofu, fleshiness.] [1.2]
10  flesh [1.7]
Explanations in French  11  chair [1.8]
Examples  12  nofo sy ra no vavolombelona! [2.470]
13  Ny nofo miady amin' ny fanahy. [2.285#]
14  Nofo tsy misy fanahy tahaka an-dRivo fahagola. [2.529#]
Synonyms  15  nofotra
Compound words 
Proverbs  22  Proverbs containing the word nofo
Article  23  Randzavola: nofo ao amin' ny Baiboly

Anagrams  24  fono-, nofo

Updated on 2023/06/14