Entry | noginaika > ginaika (gaika) | ||||||
Part of speech | passive verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Gehina, voafehy mafy: Noginaiky mafy tamin' ny etra ny valahany Alaina an-keriny: Noginaiky ny mpanjana-tany ny tanin' ny teratany [1.1] | ||||||
Explanations in French | Serré, lié fortement, retenu, contraint, violenté: Noginaiky ny lehibe ny tanim-bariko (Le chef m’a pris, retenu ma rizière) [1.3] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Synonyms | voagaika | ||||||