Entry | 1 nosy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Tany voahodidin' ny rano, anivon' ny riaka: i Madagasikara no nosy fahatelo amin' ny habeny eran' izao tontolo izao [1.1] |
Explanations in English |
4 an island. [jav. And other Malayan dialects nusa.] [1.2] 5 an island [1.7] |
Explanations in French |
6 île [1.3#455, 1.8] |
Examples |
7 sy Madagasikara, ilay nosy tsy foy! [2.944#] 8 nosy ihany no mbola nahitanao ahy indray. [2.5#139] 9 Izy irery no hany tompon' ny nosy manontolo. [2.508#554] |
Vocabulary |
10 Geography: (in general) |
Toponyms |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word nosy |
Illustrations |
|
Anagrams | 22 nosy, sony |
Updated on 2021/02/26 |