|
|
|
|

Entry1  ny ankabeazany
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  ny maro, ny betsaka: Tsy mahalala izany vaovao izany ny ankabeazany aminay [1.1]
Explanations in English  4  most of, the majority [1.7]
Explanations in French  5  la plupart, la majorité [1.8]
Other spellings  6  ny
Analogs  7  ny ankamaroany, ny ankabetsahany
Elementary words  8  ankabeazany

Updated on 2023/12/08