|
|
|
|

Entry1  ankabeazany
Root  2  be
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  ny maro, ny betsaka: Tsy mahalala izany vaovao izany ny ankabeazany aminay [1.1]
Explanations in French  5  grande quantité, majorité, la plupart [1.5]
Examples  6  Misy koa fotsy sy sada, fa ny ankabeazany dia mena. [1.38]
7  Ny ankabeazany aminy rahateo moa efa any am-ponja. [2.472]
8  Ny ankabeazany koa anefa dia mahazo vola avy any Madagasikara, saingy tsy ampy, ka voatery hikarama amin' ny fotoana mahalalaka. [2.471]
Morphology 
9  Simple :
Other spellings  10  ankabiazany
Analogs  11  ankamaroany, ankabetsahany
Compound words 

Updated on 2023/01/05