|
|
|
|

Entry1  ankabiazany
Root  2  be
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] jereo ankabeazany
Explanations in English  5  [1.2] A great number, the greater number, very many, the majority, a great majority. See maro, be, ankamaroany
Explanations in French  6  [1.3] la plupart, la majorité
Examples  7  ny ankabiazany anefa dia niseho taty aoriana [1.38]
8  koa ny matavy indrindia mifahy roa taona, ary ny antonintonina mifahy herin-taona, ary ny ankabiazany dia valo volana na fito volana [2.48]
Morphology 
9  Simple :
Other spellings  10  ankabeazany
Analogs  11  ankamaroany, be, maro

Anagrams  12  ankabiazany, ibakazinana

Updated on 2025/02/02