Entry | 1 olombe |
Root | 2 olona, be |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 olon-dehibe amin'ny taona [Taisaka]
[1.78] 5 raibe sy renibe ary ny ray aman-dreny [Sihanaka] [1.78] 6 [olom-be] olona tsy be teny loatra ary morainy [1.1] |
Explanations in French |
7 d'un bon naturel, d'une nature facile, complaisant, calme, posé [1.3] |
Proverbs | 8 Proverbs containing the word olombe |
Updated on 2020/07/31 |