Entry | 1 omena |
Root | 2 ome |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Afoy: Omeko anao ity boky ity 5 Atolotra: Omeo ahy kely io antsy io 6 Tolorana: Omeo antsy kely aho handidiaho hena 7 Asiana: Omena tehamaina, daka 8 Tolorana (zavatra) hohanina, hosotroina: Omeo fanafody ny marary [1.1] |
Explanations in English |
9 to be given, to be presented. [1.2] 10 to be given [1.7] |
Explanations in French |
11 qu'on donne, à qui on donne [1.8] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 22 Proverbs containing the word omena |
Anagrams | 23 aonem, menao, omena |
Updated on 2023/01/20 |