|
|
|
|

Entry1  otronina
Root  2  otrona
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fihinina amin' ny sandry roa mifandray tanana: Azonao otronina va io vatan-kazo io
Iarahana mba ho fanajana sy fanomezam-boninahitra: Notronin' ny vahoaka ny filohan' ny nosy
Hodidinina: Notronin' ny fianakaviany izy tamin' izy hiondrana ho any am-pita
Explanations in English  5  [1.7] to be escorted
Explanations in French  6  [1.8] qu'on escorte
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Proverbs  11  Proverbs containing the word otronina

Anagrams  12 

Updated on 2025/01/21