Index |
|
|
|
Proverbs : otronina
|
|
|
Proverb 1 | Tsy hotroñina karaha ñy ara-my, ary tsy rangaina karaha ñy ramihavoña, fa izañy manam-pañahy na dia bitika aza dia ray aman-drenin' olona. [2.165]
|
Malagasy interpretation | Tsy hotronina toy ny ramy, ary tsy rangaina toy ny ramiavona; fa izay manam-panahy, na dia kely aza, dia ray aman-drenin' olona. + Ramy sy ramihavona: karazan-kazo. [2.165]
|
|
|
Proverb 2 | Tsy rangasina karaha ramiavona, tsy hotronina karaha ramy ny olombelona fa izay manam-panahy ray aman-drenin’ olona. [1.147 #T159]
|
|
|
Index |
|
|