Entry 1/2 |
oty
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fakana voankazo eny ambony hazo Fanasarahanono zaza [1.1]
|
Explanations in English | The picking of fruit or flowers [1.7]
|
Explanations in French | Action de cueillir des fruits, des fleurs Action de sevrer un enfant [1.8]
|
| (toute l'île). Racine verbale : action de cueillir des fruits, des légumes, des herbes potagères, etc. Exemple : Toazo ireo voankazo ireo : cueillez ces fruits (Malzac). D'où les mots fiotazana : la cueillette ;
fitoazana : la saison de la cueillette. On dit aussi mioty manta : cueillir des fruits verts, immatures. Au sens figuré : s'emparer d'un héritage avant le décès des parents. (
[1.196]
|
Examples | Azo heverina fa tsy tarazom-poko akory no nahatonga ny Mikea ho mponina anaty ala, ka mivelona amin'ny oty sy haza fa nisy toe-javatra ara-tantara na ara-piaraha-monina nanery azy.
[2.508]
|
Vocabulary |
Derivatives |
|
Compound words |
|
|
Entry 2/2 |
oty
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
Olana, fanolanana [1.78]