Entry | otazana (oty) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Tapahina hiala amin' ny taho: Otazo ireo voankazo ireo fa efa masaka [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be picked, (of fruit or flowers) [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on cueille; qu'on sèvre [1.8] | ||||||||
Examples | Ary aza otazana avokoa ny eo amin'ny sahanao, ary aza tsimponina izay latsaka eo amin'ny sahanao
[2.996] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Derivatives |
| ||||||||
Other spellings | otoazana ~ toazana | ||||||||
Anagrams | atazona, otazana, toazana |
Updated on 2023/01/20 |