|
|
|
|

Entry1  otazana
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tapahina hiala amin' ny taho: Otazo ireo voankazo ireo fa efa masaka
Explanations in English  4  [1.7] to be picked, (of fruit or flowers)
Explanations in French  5  [1.8] qu'on cueille; qu'on sèvre
Examples  6  [2.996] Ary aza otazana avokoa ny eo amin'ny sahanao, ary aza tsimponina izay latsaka eo amin'ny sahanao
Root  7  oty
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Derivatives 
12  Names :
Other spellings  13  otoazana, toazana

Anagrams  14  anotaza, atazona, otazana, tazanao, toazana

Updated on 2025/01/21