Entry | 1 patrakala |
Elementary words | 2 patraka, ala |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Vongan-drano vaventy izay mitete avy amin' ny ravinkazo any anaty hazo rehefa avy ny orana, ka mipoapoaka (mipatrapatraka) noho ny hamafisan' ny fianjerany [1.1] |
Explanations in English |
5 [Ala, a forest.] dripping rain from trees [1.2] |
Explanations in French |
6 grosses gouttes qui tombent des feuilles; grosses gouttes de pluie [1.3#481] |
Examples |
7 ny zavozavo sy erika zary patrakala vaventy soa miara-mandina, ratsy miarabasoka; [2.587#] 8 Nefa izao dia mamanala izato alina mavany , Erika sy patrakala no nanondraka ny tany; [1.247#] |
Updated on 2023/12/01 |