|
|
|
|

Entry1  pensilihazo
Elementary words  2  pensily, hazo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Hazo lavalava kely misy atiny manjarano, atao fanoratana amin' ny taratasy
Explanations in English  5  [1.2] A lead pencil.
Explanations in French  6  [1.13] crayon de bois
Examples  7  Nisy sila-taratasy sy ambim-pensilihazo tany am-paosin' i Doda. [2.4#]
8  Motinjavatra toy ny pensilihazo no atosika miakatra na midina, dia maty na mirehitra. [2.332#]

Updated on 2024/12/07