|
|
|
|

Entry1  pensily
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fanoratana amin' ny solaitra [1.1]
Explanations in English  4  a pencil [1.2, 1.7]
Explanations in French  5  crayon [1.8]
Examples  6  raha homana, atosika ihany," Fa ny solaitra no tanimbariny, ary ny pensily no angadiny. [1.437#]
7  Raha manana olana amin'ny fakana ny angeza sy ny endriky r sary ianareo, asio tsipitsipika mahitsy zoro manify amin'ny pensily hazo eo ambonin'ilay sary tianareo alaina tahaka ato anaty boky. [2.424#]
Compound words 

Updated on 2023/10/07