Entry (1/2) | 1 perana |
Root | 2 petra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Rarana, sakanana: Pero mafy ny zanakao tsy hilalao eo amoron-tevana [1.1] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 9 perana |
Root | 10 petra |
Part of speech | 11 passive verb |
Explanations in Malagasy |
12 Hafatrafarana: Nopeperan-drainy izy hanao fasana 13 Didiana: Nopeperan' ny fanjakana tsy hisy vola hivoaka any ivelany [1.1] |
Synonyms | 14 peperana |
Anagrams | 15 pañare, pañera, perana |
Updated on 2020/07/31 |