|
|
|
|

Entry1  peratra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Masom-by na metaly hafa (volafotsy, volamena) atsofoka amin' ny rantsantanana mba hatao firavaka na ho mari-pomba misy heviny sy dikany: Peratry ny fifamofoana ~ peratry ny mariazy.
Explanations in English  4  [1.2] a finger ring. [Comp. Swa. Pete, a ring.]
5  [1.7] a ring worn on the finger
Explanations in French  6  [1.8] bague
Examples  7  Jenjin' ny fahitana rantsany nisy peratra ny masoko, ka tsy nety hijery zavatra hafa intsony. [2.471]
8  I Feno nahazo satroka lamba, na I Manana nividianana peratra varahina, na I Neny navelan' I Dada havidy lamba fitafy iray, nefa ny taloha mbola tsy rovitra. [2.472]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :

Updated on 2020/07/31