|
|
|
|

Entry1  poezia
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [fr. poésie] Tononkalo: Nahafinaritra izay poezia nataon' Isambilo tamin' ny fetin' ny reny izay
4  Toetran' ny zavatra mampisondrotra fanahy na mampamelovelo ny fo sy ny saina: Tsy misy tsy manembonembona eo anoloan' ny poezian' ny takariva mahatsara vahiny [1.1]
Examples  5  Ny poezia no isan'ny soratra nahavanana azy sy nankafiziny fatratra ary nokaliny sy nanorenany fo tokoa. [2.314#]
6  Ny fandinihana ny olona mpanao poezia, ny fotoana anaovana azy ary ny vontoatin' izy ireny no tena haha-fantarantsika izany. [2.606#]
Other spellings  7  poezy

Updated on 2024/07/01