|
|
|
|

Entry1  poezia
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] [fr. poésie] Tononkalo: Nahafinaritra izay poezia nataon' Isambilo tamin' ny fetin' ny reny izay
Toetran' ny zavatra mampisondrotra fanahy na mampamelovelo ny fo sy ny saina: Tsy misy tsy manembonembona eo anoloan' ny poezian' ny takariva mahatsara vahiny
Examples  4  [2.314#] Ny poezia no isan'ny soratra nahavanana azy sy nankafiziny fatratra ary nokaliny sy nanorenany fo tokoa.
5  [2.606#] Ny fandinihana ny olona mpanao poezia, ny fotoana anaovana azy ary ny vontoatin' izy ireny no tena haha-fantarantsika izany.
Other spellings  6  poezy

Updated on 2024/12/12