|
|
|
|

Entry1  poizina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Zavatra mety hahafaty raha tafiditra ao anatin' ny tena amin' ny alalan' ny fihinanana, fisotroana, sns [1.1]
4  zaka simika manimba ny taova [1.13]
Explanations in English  5  poison [1.7]
Explanations in French  6  poison [1.8, 1.13]
7  (de l'anglais : poison). Nom donné à tout ce qui est toxique, susceptible d'empoisonner. Plus spécialement les fruits de Cerbera venenifera (Poir.) Steud. (Apocynaceae), longtemps employés comme poison ordalique. [1.196]
Examples  8  Dia nandeha ilay dokotera, ka nentiny ilay antsy voaisy poizina. [2.293]
9  Hamamiana misy poizina matetika ka tsy maintsy hitandreman-tena fatratra. [2.470]
Vocabulary  10  Health
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
Compound words 

Anagrams  17  izipoan, nizipoa, pizinao, poizina

Updated on 2020/07/31