Entry (1/2) | 1 manapoizina |
Root | 2 poizina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manisy poizina: Nisy nanapoizina, hono, ny rano ao am-pantsakana 5 Manome poizina: Karohin' ny polisy ny olona nanapoizina azy 6 Manimba, mamohehatra: Manapoizina ny tanora ny boky toy itony [1.1] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 11 manapoizìna |
Root | 12 poizina |
Part of speech | 13 imperative of active verb manapoizina [Full list] |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] |
Explanations in French |
15 [1.3] |
Anagrams | 16 anampoizany, anapoizinam, manapoizìna, manapoizina |
Updated on 2023/01/20 |