Entry | 1 raban-tsahona |
Elementary words | 2 raba, sahona |
Part of speech | 3 locution |
Vocabulary |
4 Zoology: (in general) |
Explanations in Malagasy |
5 feon' ny sahona mihoraka 6 fikorontanana noho ny tsy fisian' ny mpitondra fa samy manao izay tiany ny olon-drehetra [1.1] |
Explanations in English |
7 Irregularity, disorder, insubordination, lawless government, anarchy. See barnahiny, and baroa. This former part of this word is probably a corruption of arahaba [1.2] |
Explanations in French |
8 coassement des grenouilles 9 Fig. anarchie, désordre [1.3] |
Synonyms | 10 fanjakana raban-tsahona, fanjakan' i baroa, fanjakan' i baroa, tany manjaka hova |
Compound words |
|
Updated on 2023/02/14 |