Entry (1/2) | 1 sahona |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Zoology: reptiles, amphibians |
Explanations in Malagasy |
4 Karazam-biby mivelona eny amoron' ny farihy sy heniheny, be monto-maso, malamalama hoditra, ary lava ny tongony aoriana noho ny eo aloha ka mahay mitsambikina izaitsizy izy; ny sahona dia biby miofo ka raha mbola kely izy, ka atao hoe tsiboboka, dia hafa dia hafa ny bika aman' endriny [1.1] |
Explanations in English |
5 a frog [1.7] |
Explanations in French |
6 grenouille [1.3, 1.8] |
Examples |
7 Raha tany misy hotsaka, misy sahona; [2.69] 8 Ao ihany ny vano nitsaingoka ny sahona. [2.558] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Hyponyms |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word sahona |
Article |
18 Randzavola: sahona ao amin' ny Baiboly (=> Loza Folo) |
Entry (2/2) | 19 sahona |
Part of speech | 20 noun |
Vocabulary |
21 Botany |
Explanations in French |
22 (de hona : fondrière, sols bourbeux, vase). Nom des plantes semi aquatique vivant dans la vase. En Imerina sahona est le nom des grenouilles (l'origine est la même). D'après certains érudits malgaches c'est ce mot que dériverait saonjo. [Sakalava]
[1.196] |
Anagrams | 23 hosaña, sahano, sahona, sohana |
Updated on 2023/05/24 |