|
|
|
|

Entry1  Radama I
Elementary words  2  Radama, I
Part of speech  3  name (anthroponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  4  [2.113] Radama I (±1793-1828, manjaka 1810-1828)
Valo ambin' ny folo taona Radama fony nanombaka nanjaka nandimby an-drainy ary nanjaka 18 taona. Na dia kelikely ray aza dia tsara toe-batana, maherihery maso, mavitribitrika ary nahagaga ny hakingan-tsainy nahaforonany eo ho eo ny zava-kendreny. Nisy Temoro roa lahy nampianatra azy nanoratra tamin' ny litera arabo. Ratsilikanina sy Andriamahazonoro no anaran' ireo Temoro nohafaran' Andrianampoinimerina hitaiza an-dRadama. ...
Examples  5  Niamboho tamin' ny 27 jolay 1828 Radama I. [2.508#508]
6  Nanao fanekena Radama sy ny Govememanta Englisy. [2.113#93]
Vocabulary  7  History: individuals
Titles  8  Kabary nataon-dRadama I ()
9  Ny isan-jato sy isan' arivo nanisan-dRadama I, Mpanjaka tamin' Imerina Ambanilanitra (Rainianjanoro)
10  Voyage à la Capitale du Roi Radama (Copalle André)
Illustrations 
11 

Anagrams  12 

Updated on 2025/01/21