|
|
|
|

Entry (1/2)1  rado
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fehivozona vita amin' ny vakana volamena na volafotsy. [1.1]
Explanations in English  4  a particular kind of necklace of beads, glass, silver, gold, etc. [1.2]
Explanations in French  5  collier de perles, d'or ou d'argent [1.3#497]
Examples  6  rado miampy voahangy ve sa ny haba volamena? [2.1022]
7  Harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany. [2.499]
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :

Entry (2/2)13  Rado
Part of speech  14  name (pseudonym) [Full list]
Explanations in Malagasy  15  solon' anaran' i Andriamanantena Georges [3.1]
Literary works  16  Etsy, matoria
17  Lapan' ny tananan' Antananarivo
18  2002 Tsy maintsy mipoaka ny sarom-bilany
Tables and plates  19  Pseudonyms of Malagasy writers

Anagrams  20  daro, dora, drao, droa, odra, Rado, rado, roda

Updated on 2023/02/20