Entry | 1 raha tahiny ka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1#807] toy ny raha tsotra ihany, saingy manantitrantitra kokoa ny fisian' ilay fepetra: Raha tahiny ka mihira ianao, dia homeko vola |
Examples |
4 Ny afo arehitra raha tahiny ka mba diso aoriana kely izahay [2.332#19] 5 ireo mpihevitra fa andevozina ny sainy raha tahiny ka mino izy [2.313#89] 6 inona no fampiononana ataony amin' ilay anankiray raha tahiny ka mba malahelo koa izy io? [2.314#51] |
Other spellings | 7 rahatany |
Anagrams | 8 |
Updated on 2025/01/21 |