|
|
|
|

Entry1  raha tany
Elementary words  2  raha, tany
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1#807] toy ny raha tsotra ihany, saingy manantitrantitra kokoa ny fisian' ilay fepetra: Raha tany mihira ianao, dia homeko vola
Explanations in French  5  [1.3#499] si par hasard, supposé que, dans le cas où
Examples  6  raha tany misy hotsaka, misy sahona [2.69#247]
7  Tsy maninona, raha tany manta, feno herana sy tsilo, ilay tany [2.472#150]
Other spellings  8  rahatahinyka

Anagrams  9 

Updated on 2025/01/21