Entry | 1 raha tany |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1#807] toy ny raha tsotra ihany, saingy manantitrantitra kokoa ny fisian' ilay fepetra: Raha tany mihira ianao, dia homeko vola |
Explanations in French |
4 [1.3#499] si par hasard, supposé que, dans le cas où |
Examples |
5 [2.69#247] raha tany misy hotsaka, misy sahona 6 [2.472#150] Tsy maninona, raha tany manta, feno herana sy tsilo, ilay tany |
Elementary words | 7 raha, tany |
Other spellings | 8 rahatahinyka |
Anagrams | 9 ahiratan, haatrany, haiñatra, hanaitra, hanitara, haratany, hatarany, hianatra, hiataran, hiatrana, hitarana, iharatan, itrahana, nahatray, nahirata, niharata, raha tany, tanarahi, taranahi |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |