Entry | 1 rahefa |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mitarika fehezan-kevitra milaza fotoana ka mazàna: a) zavatra mbola ho avy no lazainy: Rahefa tonga izy dia ento aty amiko; 2) na zavatra fanao matetika: Rahefa misaotra izy, tsy diso ny mitsikitsiky kely |
Explanations in French |
4 [1.3] après, lorsque, quand |
Other spellings | 5 rehefa |
Compound words |
|
Anagrams | 7 fahera, harefa, rahefa |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |