Entry (1/2) | 1 rehefa |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 fihasimban' ny rahefa: Rehefa mandeha ianao, hidio ny varavarana [1.1] |
Explanations in English |
4 when (of future time) [1.7] |
Explanations in French |
5 quand (temps futur) [1.8] |
Vocabulary |
6 Time |
Analogs | 7 fony, nony, raha |
Compound words |
|
Titles | 11 Rehefa tsy misy ny dokotera : translation of the English original "Where there is no doctor" (Werner David, Razafindriantsoa Zoely) |
Entry (2/2) | 12 rehefa |
Part of speech | 13 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
14 Raha afaka kelikely, rahariva: Ho avy aho rehefa fa andraso [1.1] |
Explanations in English |
15 soon [1.7] |
Explanations in French |
16 bientôt [1.8] |
Vocabulary |
17 Time |
Anagrams | 18 fahere, hafere, hefera, rehefa |
Updated on 2020/07/31 |