|
|
|
|

Entry1  nony
Part of speech  2  conjunction [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Rehefa (raha milaza ny lasa ny matoanteny manaraka azy): Nony niamboho Ranavalona reniny, dia nitsoka ny rivo-pahafahana
Isaky ny (raha milaza ny ankehitriny ny matoanteny manaraka azy): Nony midona ny orana, velon-tsento i Sahondra mahatsiaro andreniny
Tamin' ny (raha milaza ny ho avy ny matoanteny manaraka azy ao anatin' ny tantara): Nony handeha indrindra izahay no avy ny orana
Explanations in English  4  [1.2] when, if, if otherwise.
5  [1.7] when (used of simultaneous events)
Explanations in French  6  [1.3] lorsque, quand, après que. Nony lasa izy, dia nody izahay: lorsqu'il fut parti, nous revînmes. Nony tsy maty ikakibe, nanan-dray roa aho toy izay: litéralement: si mon grand-père n'était pas mort, j'aurais deux pères; au figuré: on serait heureux si l'on avait tout ce qu'on désire.
7  [1.8] quand, lorsque, lors de
Analogs  8  fony, rehefa, raha
Compound words 

Anagrams  11 

Updated on 2025/01/21