Entry | rahomaly | |
Elementary words | raha ; omaly | |
Part of speech | adverb | |
Explanations in Malagasy | Io no tena teny fanondroana ny omaly raha ny fotoana nisehoan-javatra no lazaina, fa ny omaly dia anarana ilazana fotsiny ny andro nialoha ny androany: Tonga rahomaly izy - Sarotra ny manadino ny omaly [2.313] | |
Anagrams | lahimaro, marolahy, mihalora, rahomaly |
Updated on 2023/11/27 |