Entry | 1 rahoviana |
Root | 2 oviana |
Part of speech | 3 adverb |
Explanations in Malagasy |
4 Entina manontany fotoana mbola ho avy: Rahoviana no ho tonga ny zokinao 5 Tsy... na na oviana na oviana: Rahoviana Rakotono mba hampisambo-bola olona [1.1] |
Explanations in English |
6 when ? (of future time) [1.7] |
Explanations in French |
7 quand? à quelle époque? (se dit de l'avenir) [1.3] 8 quand? (temps futur) [1.8, 1.5] |
Examples |
9 rahoviana no hatao ny fampakarana? [2.471] 10 Ary rahoviana, hono, no ho vita izy ity? [2.472] |
Tables and plates |
11 All the adverbs |
Anagrams | 12 ivahorana, ivorahana, rahoviana, voaharina, voahirana, voarihana |
Updated on 2023/01/20 |