|
|
|
|

Entry1  Ramatoa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Teny ilazana ny zanakavavy voalohany: Raha nisakana Ramatoa, tsy ary ianao Raivo
4  Ampiasaina hilazana ny vehivavy vady andefimandry: Rangahy no tao an-trano fa ramatoa lasa niantsena
5  Ilazana amim-panajana rahefa mety ho vehivavy, ka ampiasaina mandeha irery izy na miaraka amin' ny anaran' Bay olona: Tsy naharitra ilay Ramatoa ka lasa. Tonga ao Ramatoa Rasoa
6  Iantsoana ny vehivavy iresahana: Aoka re, Ramatoa, fa azoko ny tianao holazaina [1.1]
Examples  7  Tapitry ny mpila ve ramatoa? [2.131]
8  Fa raha ramatoa Ramavo kosa, marina mihitsy ny tenin-dRenilezo hoe: [2.324]
Vocabulary  9  Forms of Address
Antonyms  10  andriamatoa
Analogs  11  rtoa
Proverbs  12  Proverbs containing the word Ramatoa

Anagrams  13  amatora, Ramatoa

Updated on 2022/01/25