Entry | Ranandria | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Sakalava] Teny fanajana iantsoana ny olona izay itenenana, toy ny "Andriamatoa, Ramatoa": Mba omeo rano aho, Ranandria [1.1] | |
[Tanosy] Tompokolahy [1.78] | ||
Explanations in English | [Provincial] A word for raondriana [1.2] | |
Vocabulary | Forms of Address | |
Anagrams | andrirana, Ranandria, randriana |
Updated on 2020/07/31 |