Entry 1/2 |
raondriana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Teny fanajana taloha raha miresaka amin' olona, mitovy amin' ny ankehitriny hoe "tompokolahy" [1.1]
|
Explanations in English | [ondriana for andriana, a prince.] An appellation of respect. [1.2]
|
Explanations in French | Monsieur [1.3]
|
Examples |
1 | Hoy ny teny an'avona nataon-dravehivavy miala miesora raondriana mpihambo tsy tompony
[2.131]
|
2 | Na ny rado na ny voahangy, mora very, Raondriana;
[2.1022]
|
3 | Raondriana, mirahalahy ianareo, koa nahoana ianareo no miady?
[2.996]
|
|
Vocabulary |
Morphology |
Simple : |
raondriana,
raondriako |
|
|
Entry 2/2 |
raondriana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | Nom des Orchidées d'après les forestiers malgaches. Voir * la brochure sur les espèces protégées : « Zava-boahary Malagasy », 1978. [1.196]
|
Vocabulary |
|