|
|
|
|

Entry (1/2)1  raondriana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Teny fanajana taloha raha miresaka amin' olona, mitovy amin' ny ankehitriny hoe "tompokolahy"
Explanations in English  4  [1.2] [ondriana for andriana, a prince.] An appellation of respect.
Explanations in French  5  [1.3] monsieur
Examples  6  [2.131] Hoy ny teny an'avona nataon-dravehivavy
miala miesora raondriana mpihambo tsy tompony

7  [2.1022] Na ny rado na ny voahangy, mora very, raondriana;
8  [2.996] raondriana, mirahalahy ianareo, koa nahoana ianareo no miady?
Vocabulary  9  Forms of Address
Morphology 
10  Simple :

Entry (2/2)11  raondriana
Part of speech  12  noun
Explanations in French  13  [1.196] Nom des Orchidées d'après les forestiers malgaches. Voir * la brochure sur les espèces protégées : « Zava-boahary Malagasy », 1978.
Vocabulary  14  Botany

Anagrams  15  androranay, ariandrano, arindranao, nadorarany, raondriana, roandriana

Updated on 2025/01/21