|
|
|
|

Entry1  rasaina
Root  2  rasa
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Didiana sy tetehina: Rasao ity omby ity [1.1]
Explanations in English  5  to be cut up, to be carved [1.2]
Explanations in French  6  qu'on découpe: Rasao ny omby (Découpez le boeuf) [1.3]
Examples  7  ary nisy omby vitsy vitsy nodorany, kanefa tsy norasainy tsy akory ka natsangany toy ny omby velona, nasieny vonin-kazo. [2.59]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word rasaina

Anagrams  14  anisara, arasany, asarany, isarana, rasaina, saranay

Updated on 2023/08/08