|
|
|
|

Entry1  ratraina
Root  2  ratra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Asana ratra: Noratrain' io tsofa io ny zanako
Ampitondraina alahelo: Noratrainao, hono, ny fony tamin' ny nandaozanao azy tampoka
Examples  5  ratraina amin' ny marokoroko iny ny voan-katsaka mbola amin' ny taolany, avy eo kikisana amin' ny antsy. [2.472]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Anagrams  10 

Updated on 2025/01/21