|
|
|
|

Entry1  ratra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fery, fiendahan' ny hoditra sy loaka amin' ny nofo noho ny rangotra na zava-maranitra [1.1]
Explanations in English  4  a wound, an injury [1.7]
Explanations in French  5  blessure [1.8]
Examples  6  Tao amin'ny lohany no misy ratra nampiseho fa voan'ny langilangy izy, nefa mbola nisy nitepo ihany ny am-bavafony. [2.324]
Vocabulary  7  Health
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :
Proverbs  13  Proverbs containing the word ratra

Anagrams  14  ratra, trara, trarà

Updated on 2024/08/30