Entry | fandratrana (ratra) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Famelezana olona amin'ny zava-maranitra ka mahatonga azy hanana fery; fampitondrana alahelo; fampahitana loza; fanimbana [1.1] | |
Explanations in French | L'action de blesser [1.3] | |
Examples | Anolatsolafana: solafana, ratraina kely ka analana nofony kely miaraka amin'io fandratrana io.
[2.245] | |
Anagrams | fanandratra, fandratrana |
Updated on 2023/01/07 |