Entry | 1 fandratrana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Famelezana olona amin'ny zava-maranitra ka mahatonga azy hanana fery; fampitondrana alahelo; fampahitana loza; fanimbana |
Explanations in French |
4 [1.3#515] l'action de blesser |
Examples |
5 [2.245#] Anolatsolafana: solafana, ratraina kely ka analana nofony kely miaraka amin'io fandratrana io. |
Root | 6 ratra |
Anagrams | 7 fanandratra, fandratrana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |