Entry | 1 miratra |
Root | 2 ratra |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza ny volana izay tsy boribory intsony fa efa nahabangana: Hefarana izay no fenomanana ka efa miratra ny volana |
Explanations in French |
5 [1.3] décroître; se dit de la lune |
Examples |
6 ny tsy mamody kosa dia amin' ny miratra volana. [1.381#] |
Vocabulary |
7 Astronomy |
Morphology |
|
Anagrams | 11 iratram, maratry, maritra, miratra, ratraim |
Updated on 2023/09/29 |