Entry | 1 Razafiniaina Charlotte |
Elementary words | 2 Razafiniaina, Charlotte |
Part of speech | 3 name (anthroponym) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 [2.314] Charlotte Razafiniaina, teraka tamin'ny 1894, dia mpanoratra fanta-daza tamin'ireo diam-peniny maro be tsy tambo isaina nisahana sampana maro: poezia, tononkalo, teatra, fa indrindra hainteny sy tantara foronina. Ny azo lazaina ho toetra mampiavaka ny soratr'i Charlotte Razafiniaina dia ny fitanana ny nentin-dRazana - tsy fitanana fe fitanana fotsiny fa tena fifikirana mihitsy |
Vocabulary |
5 History: individuals 6 Literature: authors |
Literary works |
7 Eva malagasy 8 Mongon' entana tsy zanaky ny heriny 9 Sahondran' i Mamolakazo 10 Zahatra arendrintompo 11 1909 Ny tantaran' ilay savomanitra 12 1909 Ny tiana tsy mba zaraina 13 1917 Rota sy Naomy 14 1938/09/16 Ny rivotra an-kadilanana 15 1951/03/02 Ny fiaraha-monina 16 1958 Lamby nefa tsy rota : Tranainy nefa tsy simba |
Updated on 2024/12/10 |