Entry (1/2) | 1 refarefa |
Root | 2 refa |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] mitaritarika amin' ny tany |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 10 refarefa |
Root | 11 refa |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] toetran' ny zavatra lava miramborambo ka mitaritarika amin' ny tany, ny zavatra mitarozaka ela loatra, ny masoandro madiva hilentika, ny olona mitaredretra |
Updated on 2025/01/21 |