Entry (1/2) | 1 mirefarefa |
Root | 2 refarefa |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mitaritarika: Mirefarefa ny akanjonao Misafosafo, mandalo akaiky: Mahafinaritra ny mahita irony voronkely mirefarefa eny ambony rano Madiva hilentika, misafosafo ny faravodilanitra: Efa mire tare fa sy tsy ho tana ny fahazavan' ny andro Mitavozavoza, mitaredretra raha manao zavatra: Mirefarefa izaitsizy izy rehefa manao zavatra Milasilasy, mitsiredretra, tsy mitandrina: Nirefarefa loatra ny anao lahy ka lasan' ny olona ny volany |
Examples |
5 Ary vantany vao mirefarefa kely izy, dia daka no mahazo ny fitombenany. [2.470] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 12 mirefarefà |
Root | 13 refarefa |
Part of speech | 14 imperative of active verb mirefarefa [Full list] |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] |
Explanations in French |
16 [1.3] |
Anagrams | 17 irefarefam, mirefarefà, mirefarefa, refarefaim |
Updated on 2023/10/20 |