Entry | 1 rembana |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Tsy mitovy fahitsy fa misy avo sy iva, toy ny tandrok' omby ny iray manondro ambony, ny iray manondro ambany na mandroso eo anoloana, somaradimbana (jereo dimbana) [1.1] |
Tables and plates |
4 Shapes of Cattle Horns |
Anagrams | 5 ranemba, rembana |
Updated on 2024/01/18 |